Entry | 1 tsy valahara (tsy) |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in English |
3 shameless, impudent [1.7] |
Explanations in French |
4 not restrained, not well ordered in behaviour, impudent, shameless, romping [1.3] 5 hardi, éhonté, effronté [1.3] 6 éhonté, effronté [1.8] |
Examples |
7 Ededena ny olona tsy valahara [1.1] 8 Olona tsy vanona sy tsy valahara mianakavy, hoy izy nony vizana ka nijanona. [2.472] 9 Ilay namonjy antsika ve hamela iny zazavavy madio iny holotoin'ireo olon-tsy valahara? [2.324] |
Updated on 2020/07/31 |